Tendrombohitra Oliva

Ny Tendrombohitra Oliva na Tendrombohitra Analanoliva dia havoana eo atsinanan'i Jerosalema izay mahatratra 823 m ka ny manasaraka azy amin'i Jerosalema dia ny lohasahan'i Kidrona. Avy amin'ny fisian'ny voly oliva ao amin'ny ilany andrefana ao Getsemane izany anarany izany. Toerana manana ny lanjany eo amin'ny fivavahana jiosy sy kristiana ary silamo io tendrombohitra io.

Toeram-pandevenana hatry ny ela ny Tendrombohitra Oliva satria ny Jebosita dia nandevim-paty tao tamin'ny taonarivo faha-2 tal. J.K. Nanohy izany koa ny mponin'i Jodà ka manao lavabato hatao fandevanana. Amin'izao fotoana izao dia maro ireo trano fiangonana miorina eo amin'ny Tendrombohitra Oliva.

Ho an'ny Jiosy

Tamin'ny andron'i Davida dia toeram-panaovana sorona io tendrombohitra io. Mbola mijanona ho toeram-pandevenana izy mandraka ankehitriny ho an'ny Israelita. Toeram-pandevanana jiosy lehibe indrindra eran'izao tontolo izao ny Tebdrombohitra Oliva. Resahina ao amin'ny Testamenta Taloha ny Tendrombohitra Oliva raha naminany ny amin'ny fitsanganan-ko velona sy ny Fitsarana farany ny mpaminany Zakaria (Zak. 14.1-4). Araka ny lovantsofina jiosy dia handalo eo amin'ny Tendrombohitra Oliva ny Mesia izay hahatonga ny fitsanganan'ny maty ho velona alohan'ny hidirany ao Jerosalema (Zak. 14.4). Ireo olona milevina ao no hitsangana voalohany. Izany faminaniana izany dia resahin'i Flavio Josefa ao amin'ny Antiquitates Judaicae.

Ho an'ny Kristiana

Voaresaka matetika izy ao amin'ny Testamenta Vaovao, indrindra ao amin'ireo Filazantsara sy ao amin'ny Asan'ny Apostoly, amin'ny fitantarana ny fahorian'i Jesosy taorian'ny namadihan'i Jodasy azy. Toerana anaovan'i Jesosy toriteny matetika ny Tendrombohitra Oliva araka ny Testamenta Vaovao. Ny Filazantsaran'i Lioka sy ny an'i Marka ary ny Asan'ny Apostoly (Asa. 1.9-12) dia milaza fa tao amin'ny Tendrombohitra Oliva no niakaran'i Jesosy tany an-danitra. Ahitana fanorenana kristiana maro koa ao amin'izao fotoana izao: bazilika, trano fiangonana, monastera sns.

Voatanisa ao amin'ireto sokajy manaraka ireto:
Објави коментар
Совети
Veysel Soylu
11 December 2016
From Mount Of Olives, you are looking at 3000 years old history...
EL AL USA
7 June 2012
Did you know that Mount of Olives got its name from the olive trees that once grew on its hillside from ancient times? A great place that our passengers love to visit!
Bettina K
4 September 2015
Gorgeous view over Jerusalem
M.M
27 January 2015
Famous Panorama photo of the full city of Jerusalem from this point!
Leo Pérez Ramos
1 September 2019
Un lugar muy especial, lleno de monumentos y lugares simbólicos bíblicos, estos persisten a pesar del tiempo, la vista hacia Jerusalén es increíble, aunque en esta foto la vista es contraria.
Melina Cuenca
29 November 2014
El cielo en la tierra..
Brand new gem in Talbyeh with Garden

започнувајќи $191

Best Location Historic Boutique Apartment

започнувајќи $139

A luxurious apartment in the center of Jerusalem

започнувајќи $0

Ritz Hotel Jerusalem

започнувајќи $0

Prima Royale Hotel

започнувајќи $126

The Inbal Jerusalem

започнувајќи $315

Препорачани знаменитости во близина

Види се Види се
Додај во листата на желби
Јас сум тука
Посетени
Augusta Victoria Hospital

Augusta Victoria is a multi-part campus Mount Scopus in East

Додај во листата на желби
Јас сум тука
Посетени
Church of Maria Magdalene

The Church of Mary Magdalene (Russian: Храм Марии Магдалин

Додај во листата на желби
Јас сум тука
Посетени
Mary's Tomb

Mary's Tomb is a tomb located in the Kidron Valley, on the foothills

Додај во листата на желби
Јас сум тука
Посетени
Getsemane

I Getsemane na Getsemany dia sahan'oliva eo am-pototry ny

Додај во листата на желби
Јас сум тука
Посетени
Bezalel Academy of Arts and Design

Bezalel Academy of Arts and Design is Israel's national school of art,

Додај во листата на желби
Јас сум тука
Посетени
Tomb of Absalom

Tomb of Absalom (Hebrew: יד אבשלום‎, Transl. Yad Avshalom; literally

Додај во листата на желби
Јас сум тука
Посетени
Pool of Bethesda

Bethesda was originally the name of a pool in Jerusalem, on the path

Додај во листата на желби
Јас сум тука
Посетени
Antonia Fortress

The Antonia Fortress was a military barracks built by Herod the Great

Слични туристички атракции

Види се Види се
Додај во листата на желби
Јас сум тука
Посетени
Tempolin'i Jerosalema

Ny Tempolin'i Jerosalema, araka ny Baiboly, dia toeram-pivavahana

Додај во листата на желби
Јас сум тука
Посетени
Mauna Kea

Mauna Kea (Шаблон:Pron-en or Шаблон:IPAlink-en in English, Шаблон:IPAl

Додај во листата на желби
Јас сум тука
Посетени
Mount Athos

Mount Athos (Ελληνικά. Όρος Άθως, Oros Athos) is a mountain on the

Додај во листата на желби
Јас сум тука
Посетени
Tendrombohitra Sinay (Baiboly)

Ny Tendrombohitra Sinay na Tendrombohitra Sinaia dia ilay

Додај во листата на желби
Јас сум тука
Посетени
Fuji

35°10′00″N 138°41′00″E / 35.166670°N 138.683330

Погледнете ги сите слични места