Betsaida

I Betsaida dia tanàn-dehibe tany Galilea izay niorina tao ampita avaratra-atsinanan'ny farihin'i Tiberiada (na Tiberiasy) tsy lavitra ny toerana ivarinan'ny ony Jordana (na Joridany). Renivohitry ny faritany tapahin'i Filipo zanak'i Heroda (taona 4 tal. J.K. hatramin'ny taona 34 taor. J.K.) i Betsaida.

I Betsaida araka ny Baiboly

Tanàna nonenan'ny apostoly Petera sy ny rahalahiny Andrea ary i Joany sy ny rahalahiny Jakoba Zokiny i Betsaida, araka ny voasoratra ao amin'ny Testamenta Vaovao. Araka ny Evanjely sinoptika dia mety nanana trano fonenana tany Kafarnahoma (na Kapernaomy) eny ampitan'i Jordana i Petera. Avy ao Betsaida koa i Natanaela sy ny apostoly Filipo araka ny Evanjelin'i Joany. I Petera sy i Andrea sy i Joany ary i Jakoba Zokiny dia mpanjono teo amin'ny farihin'i Tiberiada hatramin'ny nihaonany tamin'i Jesosy izay nilaza tamin'izy ireo ny tokony handaozany izany raharahan'izy ireo izany mba hanaraka azy hitory ny vaovao mahafaly amin'ny olombelona rehetra.

Araka ny Filazantsara dia tao amin'ny farihy Tiberiada teo akaikin'i Betsaida no nitsangantsanganan'i Jesosy ambony rano. Araka ny Evanjelin'i Marka (Mar. 8.23 snm) dia nanasitrana lehilahy jamba tao Betsaida tamin'ny alalan'ny fametrahan-tanana i Jesosy.

Voatanisa ao amin'ireto sokajy manaraka ireto:
Објави коментар
Совети
Сè уште нема совети, ниту совети за Betsaida. Можеби ќе бидете првиот што ќе објавувате корисни информации за своите сопатници? :)
Eden's Boutique

започнувајќи $296

Cnaan Village Boutique Hotel & Spa

започнувајќи $317

Pnina BaGolan - The Pearl of The Golan

започнувајќи $180

The Mansion in Had Nes Apartments

започнувајќи $212

Black and White Holiday Homes

започнувајќи $179

La Pace Boutique Resort

започнувајќи $238

Препорачани знаменитости во близина

Види се Види се
Додај во листата на желби
Јас сум тука
Посетени
Kafarnahoma

I Kafarnahoma na Kapernaomy dia tanana kely onenana mpanjono ao

Додај во листата на желби
Јас сум тука
Посетени
Jubb Yussef (Joseph's Well)

The ruins at Jubb Yussef ('Joseph’s Well' in English, Arabic: ج

Додај во листата на желби
Јас сум тука
Посетени
Kursi, Israel

Kursi, Israel is the ruins of a Byzantine Christian monastery and now

Додај во листата на желби
Јас сум тука
Посетени
Gamla

Gamla (Hebrew גמלא Gamla or Gamala), a site inhabited since the Ear

Додај во листата на желби
Јас сум тука
Посетени
Farihy Tiberiada

Ny Farihy Tiberiada na Farihy Tiberiasy na Ranomasina Galilia na

Додај во листата на желби
Јас сум тука
Посетени
Tel Hazor

Tel Hazor (Hebrew: תל חצור‎), also Hatzor, is a tell above the site of

Додај во листата на желби
Јас сум тука
Посетени
Rujm el-Hiri

Rujm el-Hiri (Arabic: رجم الهرة‎, Rujm al-Hīrī, also romanized

Додај во листата на желби
Јас сум тука
Посетени
Tomb of Maimonides

According to Jewish tradition, the Tomb of Maimonides (Hebrew: קבר הר

Слични туристички атракции

Види се Види се
Додај во листата на желби
Јас сум тука
Посетени
Sardis

Sardis, also Sardes (Lydian: Sfard, Greek: Σάρδεις, Persian: سارد S

Додај во листата на желби
Јас сум тука
Посетени
Harran

Harran, also known as Carrhae, is a district of Şanlıurfa Province i

Додај во листата на желби
Јас сум тука
Посетени
Antiokia

I Antiokia dia tanàna manan-tantara miorina eo amoron'ny renirano

Додај во листата на желби
Јас сум тука
Посетени
Jaffa

Jaffa (he-n. יָפוֹ, Шаблон:Audio; العربية. يَافَا, Шаблон:Au

Додај во листата на желби
Јас сум тука
Посетени
Hierapolis

Hierapolis (Greek: Ἱεράπολις 'holy city') was the ancient Greek cit

Погледнете ги сите слични места